Entrée | 1 hatanorana |
Radical | 2 tanora |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1] |
Explications en anglais |
5 youth; the days of youth [1.7] |
Explications en français |
6 la jeunesse, le jeune âge [1.8] |
Proverbes | 7 Proverbes contenant le mot hatanorana |
Anagrammes | 8 anatraohan, hanaratoan, hanoratana, harantanao, hatanorana, hatoranana, nanatraoha, natahorana, noharatana |
Mis à jour le 2023/01/20 |