|
|
|
|

Entrée1  tanambokovoko
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+)
Explications en français  4  [1.13] croix
Exemples  5  [2.5#] Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia.
6  [2.470#] Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory.
7  [2.895#] Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io.
Mots élémentaires  8  tanana, vokovoko

Mis à jour le 2024/12/07