|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vokovoko
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy.
Explications en anglais  4  [1.7] the figure X; a cross
Explications en français  5  [1.8] croix, forme de la lettre X
6  [1.13] croix
Exemples  7  Manatòna ny vokovoko mena. [2.117#33]
8  Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69#0]
9  Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285#109]
Analogues  10  vokovokomisompirana
Mots composés 

Entrée (2/2)14  vokovoko
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16  [1.196] (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809. [Betsimisaraka]
Vocabulaire  17  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2024/12/12