Entrée | 1 tanambokovoko |
Mots élémentaires | 2 tanana, vokovoko |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+) |
Explications en français |
5 [1.13] croix |
Exemples |
6 Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia. [2.5#] 7 Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [2.470#] 8 Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. [2.895#] |
Mis à jour le 2024/12/07 |