Entrée | 1 takalonaina |
Mots élémentaires | 2 takalo, aina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en français |
4 [4.11] kidnapping |
Exemples |
5 Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika [4.27] 6 Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [1.369#] 7 Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [4.11.2019/9/12] |
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |