Entrée (1/3) | 1 takalo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho 4 Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1] 5 endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13] |
Explications en anglais |
6 barter, exchange; that which is given in barter [1.7] |
Explications en français |
7 échange, troc [1.3, 1.8, 1.13] 8 ce qu'on donne en échange [1.8] |
Exemples |
9 Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo. [2.293] 10 Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary [2.48] 11 Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot takalo |
Entrée (2/3) | 24 takalo |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulaire |
27 Zoologie: poissons |
Entrée (3/3) | 28 Takalo |
Partie du discours | 29 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
30 Vaviroa Marcelline |
Editions |
31 Dodo vole, 2014. Hauteur: 22cm. Largeur: 31cm |
Anagrammes | 32 atolak, lakato, Lakato, lotaka, takalo, tolaka |
Mis à jour le 2023/05/25 |