| Entrée | 1 manakalo |
| Radical | 2 takalo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manolo: Manakalo fanaka
9 Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to exchange, to barter
[1.7] |
| Explications en français |
11 échanger, troquer
[1.3, 1.8] |
| Exemples |
12 Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary.
[2.117#]
13 Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#] 14 Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#] |
| Autres orthographes | 15 manatakalo |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 17 lamokana, 18 malokaña, manakalo, 19 manaloka, 20 manolaka, manôlaka |
| Mis à jour le 2026/08/19 |
|