Entrée | 1 ifanakalozana |
Radical | 2 takalo |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Exemples |
4 Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. [2.117] 5 Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. [2.606] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |