Entrée (1/3) | 1 takalo |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho 9 Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1] 10 endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13] |
Explications en anglais |
11 barter, exchange; that which is given in barter [1.7] |
Explications en français |
12 échange, troc [1.3, 1.8, 1.13] 13 ce qu'on donne en échange [1.8] |
Exemples |
14 Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo. [2.293] 15 Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary [2.48] 16 Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana. [2.472] |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot takalo |
Entrée (2/3) | 21 takalo |
Partie du discours | 22 nom |
Vocabulaire |
23 Zoologie: poissons |
Explications en malgache |
24 Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [Sakalava]
[1.1] |
Entrée (3/3) | 25 Takalo |
Partie du discours | 26 nom propre (titre de livre) |
Auteur |
27 Vaviroa Marcelline |
Editions |
28 Dodo vole, 2014. Hauteur: 22cm. Largeur: 31cm |
Anagrammes | 29 Lakato, lakato, lotaka, takalo, tolaka |
Mis à jour le 2023/05/25 |