|
|
|
|

Entrée1  soso-kevitra
Mots élémentaires  2  sosoka, hevitra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa
Explications en français  5  [1.5] suggestion
Exemples  6  Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana. [4.27#]
7  Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako. [1.369#]
Vocabulaire  8  Philosophie

Mis à jour le 2024/12/07