|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sosoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
Izay anampy ny efa misy
Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry
Explications en français  4  [1.13] reprise
5  [1.196] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [Tanala]
Exemples  6  Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [2.472]
7  Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona? [4.27#]
Vocabulaire  8  Economie: vêtements
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  sosoka
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [Tanala]
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21