|
|
|
|

Entrée1  sosohana
Radical  2  sosoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato ~ Nososohana herana ny tafontrano
Ampiana na soloana hafa: Nososohana voaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin' ireo nambolena voalohany
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot sosohana

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21