Entrée | 1 misosoka |
Radical | 2 sosoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be mended or darned; to intrude into things |
Explications en français |
6 [1.8] être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot misosoka |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |