|
|
|
|

Entrée 1  solontena
Mots élémentaires  2 solo, 3 tena
Partie du discours  4  nom
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Explications en malgache  7 Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1]
Explications en anglais  8 a delegate, a representative [1.7]
Explications en français  9 représentant [1.8, 1.13]
10 délégué [1.8]
Exemples  11  Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. [2.508#472]
12  Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [2.356#205]
13  Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [2.114#78]

Mis à jour le 2026/04/20