Entrée (1/3) | 1 sisika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy 4 Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola 5 Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro 6 Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1] |
Explications en anglais |
7 forced in between [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on pousse et insère entre des choses [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 15 tsolotra, gaka, kolikoly |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 19 sisika |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] |
Vocabulaire |
22 Linguistique |
Synonymes | 23 tsofoka |
Entrée (3/3) | 24 sisika |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en français |
26 blanc de casse [1.13] |
Vocabulaire |
27 Economie: imprimerie, dessin |
Mots composés |
|
Anagrammes | 33 asisik, kisasy, sisika |
Mis à jour le 2023/06/19 |