|
|
|
|

Entrée1  isisihana
Radical  2  sisika
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#611]
Exemples  6  Tsy foin-dRazazavavy hosimba izato voninkazo nanoin-tsarotra, angamba notazana teny amin' ny hazonana lokaloka ny lala-nombana, ka miherikerika mitady toerana azo isisihana izy. [1.224#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  hasisinay, hisasiany, hisisiana, isisihana, sisihanay

Mis à jour le 2023/01/20