Entrée (1/2) | 1 sela |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy |
Explications en français |
4 [1.13] cellule |
Exemples |
5 ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#] |
Vocabulaire |
6 Biologie |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 Sela |
Partie du discours | 19 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
20 [2.996] Salah |
Explications en français |
21 [2.996] Shélah |
Exemples |
22 fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38] |
Vocabulaire |
23 Ecritures Saintes |
Synonymes | 24 sale, sale, sale |
Citations bibliques | 25 Chapitres et versets citant Sela |
Article |
26 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela |
Anagrammes | 27 |
Mis à jour le 2025/01/21 |