Entrée |
saraka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
|
Explications en anglais | Separated [1.7]
|
Explications en français | Séparé [1.8]
|
Dérivés |
|
Entrée |
saraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanosy]
Zanak'omby mbola minono [1.78]
|
| Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]
|
|