|
|
|
|

Entrée1  voasaraka
Radical  2  saraka
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#579] qu’on a séparé
Exemples  6  Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra. [2.503#10]
Synonymes  7  sinaraka

Mis à jour le 2024/12/11