Entrée saraka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
Explications en anglais Separated [1.7]
Explications en français Séparé [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée saraka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Zanak'omby mbola minono [1.78]
 Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/10