Entrée | 1 sanatria |
Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe |
Explications en anglais |
4 [1.7] may it never be, God forbid ! |
Explications en français |
5 [1.8] que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! |
Exemples |
6 Sanatria ahy izany, tompoko. [2.499#] 7 Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 anatsira, asitrana, isantara, isatrana, itsarana, nasarita, sanatria, tsaraina |
Mis à jour le 2025/01/21 |