Entrée (1/3) | 1 salohy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1] |
Explications en anglais |
4 a head of rice; a cluster of grapes [1.7] |
Explications en français |
5 épi, grappe [1.3] 6 épis de riz; grappe de raisins [1.8] 7 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196] |
Exemples |
8 Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576] 9 salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472] |
Vocabulaire |
10 Botanique: (en général) |
Mots composés |
|
Titres | 14 Salohy (Ratsifandrihamanana Clarisse) |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot salohy |
Entrée (2/3) | 16 salohy |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 Lefona [Betsimisaraka]
[1.1] |
Entrée (3/3) | 19 Salohy |
Mots élémentaires | 20 salohy |
Partie du discours | 21 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
22 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Editions |
23 |
Anagrammes | 24 hasoli, hisola, salohy, Salohy, silaho |
Mis à jour le 2023/10/29 |