Entrée | 1 roritra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena |
Explications en anglais |
4 [1.7] pulled in opposite directions; stretched out like rubber |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc |
Exemples |
6 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa [2.472] |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 12 riritra, rirotra |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |