Entrée | 1 roritina |
Radical | 2 roritra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant |
Exemples |
7 matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot roritina |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |