Entrée | 1 mandroritra |
Radical | 2 roritra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny Manenjana: Mandroritra anja-koditra Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to pull and stretch out |
Explications en français |
6 [1.8] tirailler; allonger en tirant |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mandrirotra, manintona, manenjana, mitarika, manao sinto-mahery |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |