|
|
|
|

Entrée1  rendrika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity
Explications en anglais  4  [1.7] melted (of metals)
wrecked (of a ship)
fast asleep
Explications en français  5  [1.3#524] chaviré, coulé dans l'eau
fondu, liquifié, ce dit des métaux
bien tissé, bien repassé
plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à
6  [1.8] fondu (se dit des métaux)
naufragé
bien endormi
Exemples  7  Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika. [2.113]
8  Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928]
9  Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot rendrika

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21