|
|
|
|

Entrée1  fandrendrehana
Radical  2  rendrika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray
Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy
Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka
Explications en français  5  [1.3#524] l'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu
Exemples  6  Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy; [2.366#]
7  Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena; [2.996#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11