|
|
|
|

Entrée1  raviravy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Analogues  9  Mihantona, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, miramborambo, mikiramborambo, mirozaroza, mikirozaroza, mitarozaroza, mikirombaromba, mitarozaka, mikivilivily, misahondrahondra
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot raviravy

Anagrammes  11  raviravy, varivary

Mis à jour le 2020/07/31