|
|
|
|

Entrée1  raviravezana
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza
Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy
Radical  4  raviravy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11