Entrée | 1 mitarozaka |
Radical | 2 tarozaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany |
Explications en anglais |
5 [1.2] to hang down, to hangout |
Explications en français |
6 [1.3] être long, fluet et pendant, pendiller être redit sans cesse, durer longtemps |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 mitarozika |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |