|
|
|
|

Entrée1  ranabavy
Mots élémentaires  2  ry, anabavy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy
Explications en anglais  5  [1.2] an appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy
6  [1.7] sister a respectful term of address used by men
Explications en français  7  [1.8] soeur, titre respectueux employé par un homme
Exemples  8  Izahay kosa tsy hanadino anao, ranabavy malala, hoy Bina. [2.499#]
9  Hitako fa manana anaka ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [2.583]
Vocabulaire  10  Rapports: famille
11  Etiquette

Mis à jour le 2024/12/07