|
|
|
|

Entrée1 rakibolana
Mots élémentaires  2rakitra, 3volana
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy. [1.1]
Explications en français  6tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andraiketana ny voanteny ao amin' ny tenim-pirenena iray ka anomezana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpiteny ny isan-teny iditra. [1.66#861]
Exemples  7 Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606]
8 Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia "mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy" [4.27]

Mis à jour le 2025/10/07