Entrée | 1 onitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety |
Explications en anglais |
4 [1.2] restoration of something lost or spent. 5 [1.7] compensation, restitution |
Explications en français |
6 [1.8] dédommagement, remplacement 7 [1.13] compensation; dommages et intérêts |
Dérivés |
|
Analogues | 13 onidrefy |
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |