Entrée | 1 onerana |
Radical | 2 onitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated. 6 [1.7] to be replaced, to be made good |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on remplace, qu'on dédommage |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot onerana |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |