Entrée | 1 fanonerana |
Radical | 2 onitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay |
Explications en français |
5 [1.3#468, 1.13] compensation 6 [1.3#468] la restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction |
Exemples |
7 Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato; [2.588#] 8 Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana. [1.384#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |