|
|
|
|

Entrée1  mpampivelona
Radical  2  velona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro
Explications en anglais  5  [1.7] a midwife
Explications en français  6  [1.8, 1.13, 1.5] sage-femme
7  [1.196] (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes.
Exemples  8  [2.113#] Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina.
9  [2.356#] ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona.
10  [1.38] fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany.
Vocabulaire  11  Santé
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mpampivelona

Mis à jour le 2025/02/02