|
|
|
|

Entrée1  mizotra
Radical  2  zotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
5  Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
6  Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
7  Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1]
Exemples  8  nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay. [2.59#266]
9  Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana
Mots composés 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot mizotra

Anagrammes  25  mizotra, rozatim

Mis à jour le 2023/06/04