|
|
|
|

Entrée1  mitandavana
Radical  2  tandavana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  tomandavana

Mis à jour le 2023/01/20