Entrée | 1 tomandavana |
Radical | 2 tandavana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) |
Exemples |
5 ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana; [2.59#] 6 Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113#] 7 Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |