Entrée | 1 mitanjozotra |
Radical | 2 tanjozotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra [1.1] |
Explications en français |
5 se suivre, se succéder sans interruption: Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption) [1.3#675] |
Exemples |
6 Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe [2.69#251] 7 Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324#] |
Mis à jour le 2023/02/18 |