|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mizaka
Radical  2  zaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy
Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy
Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto
Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io
Explications en anglais  5  [1.7] to be master of; to be able to dispose of according to one's desires
Explications en français  6  [1.3#866] régir en maître, disposer
7  [1.8] pouvoir en disposer selon sa volonté
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)14  mizaka
Radical  15  zaka
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  [1.78, 1.1] [Tambahoaka] milaza
18  [1.78, 1.1] [Tambahoaka, Tanosy, Taisaka] miteny

Entrée (3/3)19  mizakà
Radical  20  zaka
Partie du discours  21  impératif du verbe actif mizaka [Liste complète]
Explications en français  22  [1.3]

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21