|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivonona
Radical  2  vonona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady
Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha
Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna
Explications en anglais  5  [1.7] to get ready to be prepared
Explications en français  6  [1.8] être prêt, se préparer à faire une chose
Exemples  7  Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  miomana, misikina, miatrana, manatrika

Entrée (2/2)13  mivonòna
Radical  14  vonona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mivonona [Liste complète]
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21