|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miomana
Radical  2  omana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy
Explications en anglais  5  [1.7] to prepare, to get ready
Explications en français  6  [1.8] se préparer, faire des préparatifs
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  miomàna
Radical  12  omana
Partie du discours  13  impératif du verbe actif miomana [Liste complète]

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21