|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mivaha
Radical  2  vaha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao
Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby
Tapaka: Nivaha ny fanekenay
enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana
Explications en français  5  [1.3] être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu
Exemples  6  Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity. [2.4]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)12  mivaha
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  [1.78] [Bara] mivaky, mamaky

Entrée (3/3)15  mivahà
Radical  16  vaha
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mivaha [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21