Entrée (1/3) | 1 mitsara |
Radical | 2 tsara |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady 5 Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto 6 Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana 7 Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1] |
Explications en anglais |
8 to judge [1.7] |
Explications en français |
9 juger [1.3#753, 1.8] 10 corriger [1.8] |
Morphologie |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/3) | 16 mitsarà |
Radical | 17 tsara |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mitsara |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Tableaux et planches |
21 Tous les impératifs actifs |
Entrée (3/3) | 22 mitsara |
Partie du discours | 23 verbe actif |
Explications en malgache |
24 miteny [Bara]
[1.78] |
Anagrammes | 25 misatra, mitsara, mitsarà, misatra, mitsara, mitsarà |
Mis à jour le 2021/11/27 |