|
|
|
|

Entrée1  mitono aina
Mots élémentaires  2  mitono, aina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Explications en anglais  5  to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
6  to risk one's life [1.7]
Explications en français  7  risquer sa vie [1.8]
Exemples  8  Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Synonymes  9  manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina

Anagrammes  10  mitono aina, notamoinay, notaominay

Mis à jour le 2023/05/19