Entrée | 1 mitono |
Radical | 2 tono |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. 5 [1.13] manatsatsika, manasaly, mandoro |
Explications en anglais |
6 [1.7] to broil |
Explications en français |
7 [1.8] griller au feu 8 [1.13] griller |
Exemples |
9 mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mitono |
Mis à jour le 2024/12/11 |