|
|
|
|

Entrée1  mitono aina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena
Explications en anglais  4  [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail.
5  [1.7] to risk one's life
Explications en français  6  [1.8] risquer sa vie
Exemples  7  [2.324] Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
Mots élémentaires  8  mitono, aina
Synonymes  9  manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina

Anagrammes  10  mitono aina, notamoinay, notaominay

Mis à jour le 2025/01/21