|
|
|
|

Entrée1  miteniteny
Radical  2  teniteny
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1]
Exemples  5  lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana. [2.895#]
6  Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472#]
7  Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Analogues  8  miteniteny, mibedibedy, mikaramentsona, mitsatsaingona, mipentsompentsona, mipendimpendina, mimentsomentsona, mikamenona, miasa vava, mitantara, miangano, miarira, milazalaza, miventy, mitanisanisa, mamisavisa
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/22