Entrée (1/2) | 1 mitsatsaingona |
Radical | 2 tsatsaingona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny misalovana ny raharahan' ny hafa |
Explications en français |
5 [1.3] couper la parole à quelqu'un, l’interrompre s’occuper des affaires d'autrui |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 mitsatsaingoka |
Entrée (2/2) | 11 mitsatsaingòna |
Radical | 12 tsatsaingona |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mitsatsaingona [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Autres orthographes | 16 mitsatsaingoka |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |